{
	"@metadata": {
		"authors": [
			"Jagwar"
		]
	},
	"babel": "Torohaim-pikambana Babel",
	"babel-desc": "Manampy ny Parser function <code>#babel</code> mampamela ny fanamboarana userbox hoazy. Afaka mampiditra endrika tsy natao tany amin'ny mediawiki ilay izy",
	"babel-url": "Project:Babela",
	"babel-footer-url": ":Sokajy:Babel - Mpikambana araka ny tenim-pirenena",
	"babel-autocreate-reason": "Natao hoazy ilay sokajy [[$1|Babel]]",
	"babel-autocreate-text-levels": "Ireo mpikambana amin'ity sokajy ity dia milaza fa manana ambaratongam-pahaizana $1 ho an'ny fiteny $2 .\n $4",
	"babel-autocreate-text-main": "Ireo mpikambana amin'ity sokajy ity dia manondro ny fahalalany ny fiteny $1.\n$3",
	"babel-0": "[[$1|Tsy mahay]] miteny [[$2|$3]] ity mpikambana ity (na sarotra aminy no miteny azy).\n\n== Lohateny anankiray ==",
	"babel-1": "Ity mpikambana ity dia miteny [[$2|$3]] [[$1|tsotsotra]].",
	"babel-2": "[[$1|Antonontonony]] ny lenta n'ity mpikambana ity amin'ny teny [[$2|$3]].",
	"babel-3": "Ity mpikambana ity dia [[$1|havanana]] amin'ny teny [[$2|$3]].",
	"babel-4": "Ity mpikambana ity dia miteny [[$2|$3]] [[$1|mira-lenta amin'ny tenin-dreniny]].",
	"babel-5": "Ity mpikambana ity dia manana fahaizana [[$1|matihanina]] amin'ny teny [[$2|$3]] .",
	"babel-N": "Ny teny [[$2|$3]] no [[$1|teny nibeazan']]ity mpikambana ity.",
	"babel-0-n": "Ity mpikambana ity dia [[$1|tsy mahay]] miteny [[$2|malagasy]] (na sarotra aminy no miteny azy).",
	"babel-1-n": "Ity mpikambana ity dia miteny [[$2|malagasy]] [[$1|tsotsotra]].",
	"babel-2-n": "Ity mpikambana ity dia miteny [[$2|Malagasy]] [[$1|antonontonony]].",
	"babel-3-n": "Ity mpikambana ity dia [[$1|havanana]] amin'ny teny [[$2|frantsay]].",
	"babel-4-n": "Ity mpikambana ity dia miteny [[$2|malagasy]] [[$1|mira-lenta amin'ny tenin-dreniny]].",
	"babel-5-n": "Ity mpikambana ity dia manana fahaizana [[$1|matihanina]] amin'ny teny [[$2|malagasy]]",
	"babel-N-n": "Ny teny [[$2|malagasy]] no [[$1|tenim-pirenena nahabe]] ity mpikambana ity.",
	"babel-footer": "Mpikambana araka ny tenim-pirenena",
	"babel-template-params-category": "Pejy mampiasa babela ahitana parametatra itondra anarana",
	"babel-template-params-category-desc": "Mampiasa parametatra anarana=sanda ao amin'ny ''parser function'' babel ilay pejy. Mety [[phab:T327847|hiova any aoriana any]] ny fihetsik'ireo parametatra ireo.",
	"communityconfiguration-babel-title": "Babela",
	"communityconfiguration-babel-description": "Manova ny sokajy ateraky ny fiasan'ny ''parser function'' #babel.",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-label": "Anaran-tsokajy isaky ny ambaratongam-pahaizana fiteny",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-description": "Ny singa mety miovaova dia: <code>%code%</code> (kaody fiteny), <code>%wikiname%</code> (ny anaran'ny fiteny amin'ny fiteny votoaty wiki), ary <code>%nativename%</code> (ny anaran'ny fiteny amin'ny fiteniny). Avelao ho banga raha tsy tianao ampiasaina.",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-0-label": "Ambaratonga 0",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-1-label": "Ambarantonga 1",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-2-label": "Ambaratonga 2",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-3-label": "Ambaratonga 3",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-4-label": "Ambaratonga 4",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-5-label": "Ambaratonga 5",
	"communityconfiguration-babel-babelcategorynames-n-label": "Ambaratonga N",
	"communityconfiguration-babel-babelmaincategory-label": "Renisokajy",
	"communityconfiguration-babel-babelmaincategory-description": "Anaran'ny sokajy lehibe (tsy sokajin' ambaratonga) ho an'ny fiteny tsirairay ampiana ny mpampiasa rehetra an'io fiteny io.",
	"communityconfiguration-babel-babelmaincategory-help-text": "Manaily ny endrika mitovy amin'ny \"Anaran-tsokajy araky ny ambaratongam-pahaizana fiteny\" voalaza eo ambony.",
	"communityconfiguration-babel-babeluseuserlanguage-control-label": "Hampiasa ny fitenin'ny mpikambana",
	"communityconfiguration-babel-babeluseuserlanguage-help-text": "Na hampiasa ny fitenin'ny interfasin'ny mpikambana ho an'ny hafatra amin'ny lohapejy sy tongo-pejy. Raha diso (izay no atao rehefa tsy milaza sanda), dia ho amin'ny fitenin'ny votoatin'ny pejy izany. Izany dia satria ny fampiasana ny fitenin'ny interfasin'ny mpikambana tsara dia mety hampiparitadritaka ny kasin'ny parser.",
	"communityconfiguration-babel-babelautocreate-control-label": "Foronina ho azy ny sokajy Babela"
}
